| Entry |
andahiny
|
| Part of speech | noun
|
| Elementary words | lahy |
| | Ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively,
ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny [1.10]
|
| | The bass end of the drum; the treble chord of the valiha. [1.2]
|
| | Le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes [1.3]
|
| Vocabulary |
| Antonyms |
|
| Entry |
andahiny
|
| Part of speech | noun
|
| | Amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets. izay miditra ao amin' ny ilany
keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny [1.10]
|
| | Le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures. etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide [1.3]
|
| | Pièce mâle [1.5]
|
| Antonyms |
|