|
|
|
|

Entry fively (vely)
Part of speech noun
 Fomba entina mively na mikapoka amin' ny kanonta
Kanonta fandentehana fantaka, na fandraka, na fantsika [1.1]
 Anything used to strike with. [1.2]
 A hammer, a mallet [1.7]
 Marteau, maillet [1.3, 1.8]
 Tout instrument pour frapper [1.3]
Vocabulary 
Analogs  famofoka ~ tantanana ~ tantanan-kazo

Updated on 2023/12/08