|
|
|
|

Entry tantanana
Part of speech noun
 Fiasana -- izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony -- ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika na hamakiambato: Mively amin' ny tantanana [1.1]
 A hammer [1.7]
 Marteau [1.3, 1.8]
Vocabulary 
Analogs  famofoka ~ fively ~ tantanan-kazo

Entry tantanana (tantana (tana))
Part of speech passive verb
 Raisina amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena: Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana [1.1]
 Qu'on soutient par la main, qu'on retient légèrement [1.3]
Morphology 
Present : tantanana, tantanako, tantananao, tantanany, tantanantsika, tantananay, tantananareo, tantanan', tantanan-, tantanam-, tantana-
Past : notantanana, notantanako, notantananao, notantanany, notantanantsika, notantananay, notantananareo, notantanan', notantanan-, notantanam-, notantana-
Future : hotantanana, hotantanako, hotantananao, hotantanany, hotantanantsika, hotantananay, hotantananareo, hotantanan', hotantanan-, hotantanam-, hotantana-
Imperative : tantano

Updated on 2023/01/20