| Entry |
tandra
|
| Part of speech | noun
|
| | Fiasana misy vavany roa mahazo mifanatona ary toa miketoka ka afaka mamia zavatra, ampiasaina hanongotam-pantsika na hitazonana ny vy mahamay hotefena. [1.1]
|
| | Fitaovana fitsongoana na fitazonana [1.13]
|
| | Pince [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples | ny rantsan-tànany atao tandra;
[2.69]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
tandra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bara]
Onitra na fidiovana noho ny ratsy natao: reniny [1.78]
|
| | [Betsimisaraka]
Fanomezana mariky ny fifonana noho ny fahadisoana [1.1]
|
|
| Entry |
tandra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bara]
Zazavavy fofombady efa namonoana omby nefa tsy nentina any an-tranon-drazazalahy [1.78]
|
| | [Sakalava]
Tolotra omena ny zanaka na ny zafy [1.1]
|
| | Fanomezana manokana omena zaza mbola tsy teraka na zaza marary mba hirariana na hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1]
|
| | Don, offrande [1.196]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
tandra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsileo]
Petite somme symbolique qu'on verse à l' ombiasy.
Si elle est trop petite cependant, on craint que cela ne favorise le retour de la maladie.
[1.196]
|
|
| Entry |
tandra
|
| Part of speech | noun
|
| | Pentina mainty kely tsy mety afaka eny amin' ny hoditra. [1.1]
|
|