| Entry | vankona | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fiasan' ny mpandrafitra hanadiovany ny hazo ho tonga malamalama tsara: Ny vankona dia lehibe noho ny rabao [1.1] | |||||
| A carpenter's plane; cf. rabao [1.7] | |||||
| Rabot; cf. rabao [1.8] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Examples | Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo.
[2.366] | ||||
| Morphology |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Synonyms | rabao | ||||
| Entry | Vankona | ||||
| Part of speech | name (book title) | ||||
| Subtitle | Ny rafitry ny teny | ||||
| Author | DGSA: Direction Générale des Services Académiques -- Direction de l'Enseignement Primaire | ||||
| Publishings | 1971. Width: 14cm. Height: 22cm. Pages: 63. | ||||
| Tables and plates | All the titles | ||||
| Text | |||||
| Updated on 2023/08/03 |
|