| Entry | lamisy | |
| Part of speech | noun | |
| Fiasana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy vy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo [1.1] | ||
| Fiasana anodinana ny kamositra mba handavahana [1.13] | ||
| Vilebrequin [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Origin | Explanations in French: la mèche. | |
| Other spellings | lamiso | |
| Updated on 2021/10/17 |
|