| Entry |
manaratsy
(ratsy)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe
[1.1]
|
| | To speak evil of [1.7]
|
| | Diffamer [1.107]
|
| | Calomnier [1.3, 1.8]
|
| | Dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse) [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Mpitovo manan'anaka manaratsy an-dreniny
[2.131]
|
| 2 | Raha misy vehivavy manaratsy loatra, dia hevero fa angamba sahala izy sy i Nestina.
[2.285]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manaratsy |
| Past : |
nanaratsy |
| Future : |
hanaratsy |
| Imperative : |
manaratsia |
|
|