|
|
|
|

Entry mamotsifotsy (fotsifotsy (fotsy))
Part of speech active verb
 Manao tsinontsinona, manamavo, manimbazimba [1.1]
 To disregard, to speak lightly of. [1.2]
 To express disdain; to denigrate [1.7]
 Mépriser, dénigrer [1.8]
Examples Notantarain-drangahy tamin'izay ny fomban'ireo an-driamanjaka teo aloha, sy ny fomban'ireo mpivavaka vaovao izay mitady handrava ny fanjakana noho izy mamotsifotsy [2.298]
Morphology 
Present : mamotsifotsy
Past : namotsifotsy
Future : hamotsifotsy
Imperative : mamotsifotsia

Updated on 2023/01/20