| Entry |
mamingavinga
(vingavinga)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao tsinontsinona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja: Aza mamingavinga ray aman-dreny toy izao lahy ianao [1.1]
|
| | To abuse, disdain [1.7]
|
| | Mépriser, dédaigner [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tapaho ny lohany fa sahy mamingavinga Andriamanjaka!
[2.528]
|
| 2 | Tolo-kevitra sady mahatsikaiky no mamingavinga ny Lalàmpanorenana
[4.27]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mamingavinga |
| Past : |
namingavinga |
| Future : |
hamingavinga |
| Imperative : |
mamingavingà |
|
|
| Entry |
mamingavingà
(vingavinga)
|
| Part of speech | imperative of active verb mamingavinga
|
|