| Entry |
manambany
(ambany)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manao ho tsinontsinona [1.1]
|
| | To speak lightly of [1.2, 1.7]
|
| | To consider lightly of one's self or others. [1.2]
|
| | Rabaisser, déprécier [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika.
[2.471]
|
| 2 | Mora ny mahita fanazavana mitsikafona sy manambany mikasika ny fanaon' ny mahantra.
[1.369]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manambany |
| Past : |
nanambany |
| Future : |
hanambany |
| Imperative : |
manambania |
|
|