|
|
|
|

Entry manazimba (zimba)
Part of speech active verb
 Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao
Manaraby, mamazivazy: Tena nanazimba anay mihitsy Rangahy iny
Manevateva: Manazimba zavatra masina io gazety basivava io [1.1]
Examples Nefa kosa samy manaja manokana ny hafa-drazany avy ary tsy mahazo manazimba Razana hafa. [2.285]
Morphology 
Present : manazimba
Past : nanazimba
Future : hanazimba
Imperative : manazim

Entry manazimbĂ  (zimba)
Part of speech imperative of active verb manazimba [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2024/09/09