| Entry | manebaka (tebaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manakiana, maneso, manaratsy, milaza ankitsirano fa tsy mety ny natao, miteny mivantana ny faharatsiana na ny tsy fahombiazana: Manebaka ny olona rehetra io Rangahy io Manao tsinontsinona, manatsizarizary, manazimba, mamotsifotsy: Aza manebaka ny ana-dray aman-dreny [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/10/20 |
|