|
|
|
|

Entry maniny (tsiny)
Part of speech active verb
 Manome tsiny, milaza ho diso: Tsy afaka velively haniny ahy amin' izany ianao
Manakiana, manitsy: Azonao atao ny maniny ny boky nosoratako [1.1]
Morphology 
Present : maniny
Past : naniny
Future : haniny
Imperative : maninia

Entry maniny (tsiny)
Part of speech active verb
 Manamafy vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy [1.1]
Morphology 
Present : maniny
Past : naniny
Future : haniny
Imperative : maninia

Entry maniny
Part of speech active verb
  [Bara] Manafina [1.78]

Entry maniny (many)
Part of speech noun many and pronoun
 His/her/its/their odor [3.1]
 Son odeur, leur odeur [3.1]

Updated on 2012/06/07