|
|
|
|

Entry isa fa tsy roa
Part of speech locution
Elementary words isa, fa, tsy, roa
 Tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) [1.1]
 Incomparable, unique, sans égal [1.3]
 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415]
Synonyms tsy manam-paharoa
Other spellings 

Updated on 2023/04/23