|
|
|
|

Entry isa
Part of speech adjective
 Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila
Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [1.1]
 One, each, every [1.7]
 Est toujours employé pour un, quand on commence à compter. [1.3]
 Un, chacun [1.8]
  1
I [3.1]
Vocabulary 
Examples 
1Tokony ho 80 no isany [2.649]
2Tsy hita isa ny vahoaka [2.366]
3fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona [2.59]
4Ny hetra aloa dia variraiventy isan' olo-miaina sy vary roa vata isam-pangady [2.508]
Morphology 
Simple : isa, isany, isan', isan-, isam-
Derivatives 
Analogs  iray ~ iraika
Tables and plates The Numbers
Addition
Multiplication
Article 

Entry isa
Part of speech noun
 Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila.Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo...Isa fa tsy roa na safatsiroa: tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy).Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. [1.1]
 A number [1.7]
 Nombre [1.3, 1.8, 1.13]
 Numéro [1.3, 1.8]
 Action de compter [1.3]
 Cardinal [1.13]
Vocabulary 
Analogs  Fanisana vaovao
Tables and plates Addition
Multiplication
Article 

Entry isa
Part of speech noun
 Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan' andravava na kilalao, ny isan-drary, ny isam-balahazo, ary ny kitari-daolao. [1.1]

Updated on 2024/10/03