|
|
|
|

Entry safatsiroa
Part of speech adjective
Elementary words isa, fa, tsy, roa
 Tsy manam-paharoa, tsy misy toa azy, ka enti-milaza hatsarana na haratsiana mihoatra noho ny hafa: Safatsiroa ny hakingan' ilay olona nandeha teo ambony tady [1.1]
 (pour isa fa tsy roa) incomparable, unique, sans égal [1.3]
Other spellings 

Updated on 2023/04/22