|
|
|
|

Entry roa
Part of speech adjective
 Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina
Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa [1.1]
 Two [1.7]
 Deux [1.3, 1.8, 1.5]
  2
II [3.1]
Vocabulary 
Examples 
1Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana. [2.470]
2Nidina izahay roa lahy. [2.471]
3Efitra roa ny tranonay. [2.472]
Morphology 
Simple : roa, -droa
Derivatives 
Synonyms anankiroa
Tables and plates The Numbers
Addition
Multiplication
Article 

Updated on 2024/10/03