|
|
|
|

Entry fa-
Part of speech morphological form of fatra

Entry fa~
Part of speech prefix [Words with fa~]

Entry fa
Part of speech conjunction [Full list]
 Mitovy hevitra amin' ny nefa, saingy: Kely vatana izy, fa matanjaka [1.1]
 But [1.2, 1.7]
 Mais [1.8]
Analogs  kanjo ~ nefa ~ saingy

Entry fa
Part of speech conjunction [Full list]
 Mitovy hevitra amin' ny satria: Tsy afaka hiasa aho anio fa manavy [1.1]
 For, therefore, because, that. Tandremo, fa masiaka ny omby: take care, for the ox is fierce. Be, fa mangidy: much but bitter. Milaza fa handeha izy: he says that he will go. [1.2]
 For, therefore, because [1.7]
 Car. Tsy nianatra izy fa narary: il n'a pas étudié car il était malade [1.12]
 Car, parce que [1.8]

Entry fa
Part of speech adverb [Full list]
  [Sakalava-Mayotte] Déjà [1.405]

Entry fa
Part of speech passive verb
  [Bara] efa [1.78]
  [Provincial] A contraction of efa [1.2]

Entry fa
Part of speech noun (symbol)
 Ny feo fahefatra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
Vocabulary 
Analogs  do ~ re ~ mi ~ sol ~ la ~ si
Illustrations 

Updated on 2023/11/26