| Entry | tsy | ||
| Part of speech | adverb | ||
| Entina mandà , ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly 2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho 3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona 4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [1.1] | |||
| Not [1.7] | |||
| Ne pas [1.3, 1.8] | |||
| Sans [1.3, 1.9] | |||
| Non [1.3] | |||
| Pas [1.8] | |||
| Examples | tsy sompatra izy (il est sans malice)
[1.9] | ||
| Morphology |
| ||
| Entry | tsy | ||
| Part of speech | conjunction | ||
| [Taisaka] sy [1.78] | |||
| Entry | -tsy | ||
| Part of speech | morphological form of sy | ||
| Examples | Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho!
[2.606] | ||
| Entry | tsy | ||
| Part of speech | noun | ||
| Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...) [1.1] | |||
| Acier [1.3, 1.13] | |||
| Vocabulary | |||
| Synonyms | vy mahery | ||
| Updated on 2023/09/04 |
|