| Entry | tsy manam-paharoa | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | tsy, manana, faharoa | |
| Tsy misy mitovy aminy [1.1] | ||
| Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415] | ||
| Allegation | Word or locution seen in: fanaperana ~ fatratra ~ tokana aman-tany | |
| Examples | Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa.
[1.38] | |
| Synonyms | isa fa tsy roa | |
| Updated on 2025/02/11 |
|