Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : nahandro | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ilay nahandro takatra, ka izay no takatra. [1.1]
Izay no takatry ny aina hoy ilay nahandro takatra. [2.558] Izay no takatry ny ananana hoy ilay nahandro takatra. [2.558] Izay takatry ny aina, hoy ilay manan-takatra. [2.415 #5852] Izay takatry ny aina, hoy ilay namahan-takatra. [2.653 #1199] "Izay takatry ny ananana no atao" , hoy ilay Rafotsibe nahandro takatra ka izay no takatry ny aina. [2.558] Rafotsibe nahandro takatra ka izay no takatry ny ananana. [2.558] Toy ilay nahandro takatra, ka izay no takatry ny ananana. [2.415 #4608, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Tsilalaon-teny manambara fa izay no vita tamin' ny sakafo, ka aoka tsy hahazo tsiny avy amin' izay nasaina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | C' est comme celui qui a fait cuire un oiseau takatra : il a fait ce qu' il a pu. [2.415 #4608]
"Chacun fait selon ses moyens" , dit celui qui servait un "takatra" (à ses hôtes). [2.165] Fais ton possible, dit celui qui nourrit un oiseau takatra. [2.415 #5852] Pareil à celui qui a cuit un "takatra" , il a fait ce qu' il a pu (d' après ce qu' il possédait). [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | C' était une manière plaisante d' encourager et de s'encourager. Jeu de mots sur les deux sens du mot takatra : possible et oiseau. [2.415 #5852]
Jeu de mots sur les deux sens de takatra : le nom d' un oiseau, et ce à quoi on peut arriver. [2.415 #4608] Le "takatra" , sorte d' ombrette, est un oiseau de mauvais augure pour les Malgaches; et pour en manger il fallait n' avoir rien d' autre à se mettre sous la dent. Ce proverbe renferme un jeu de mots sur "takatra" , pouvoir ou atteindre, et "takatra" , oiseau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ilay nahandro vato: raha ny rony dia masaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza olona efa nanao sy niezaka hatramin' ny ela, nefa tsy nahita vokany tamin' izany. [1.1]
Enti-milaza zavatra efa notenehina ela na raharaha nokarakaraina maharitra, nefa tsy mbola vita ihany na tsy mety masaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Masaka raha araka ny rony, hoy ilay nahandro vato. [2.558 #2148] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Nahandro angaha no marika sa nitono no mahina ? [2.558 #2655]
Nitono ka mahina, nahandro ka marika : teny malefaka ka Nitono va no mahina, sa nahandro no marika ? [2.653 #2109] | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Nahandro varin-dahiantitra ka masaka ihany fa tsy Nahandro varin-dahy antitra : masaka ihany, fa tsy | ||||||||||||||||||||
French translation | Manière de faire cuire le riz comme les vieillards : le riz est cuit mais l' écume n' est pas partie, parce que le feu n' est pas assez vif. [2.415 #1842] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait des gens sans énergie et aussi des choses faites incomplètement. [2.415 #1842] | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Ny fofony ihany no anjarany : ohatra ny Ny fofony no anjarany, hoatry ny vavy antitra mahandro hoditra. [2.415 #1888] Ny fofony no anjarany, ohatra ny vavy antitra mahandro hoditra. [2.653] | ||||||||||||||||||||
French translation | N' avoir pour part que l' odeur, comme la vieille qui fait cuire de la peau. [2.415 #1888] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | La vieille édentée ne peut pas manger la peau ; ce proverbe se disait des gens lésés dans un partage ou une distribution. [2.415 #1888] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Ny toko telo mahamasa-nahandro. [2.558 #3308]
Ny toko telo no mahamasa-nahandro. [2.653 #2509, 2.974 #416] Toko telo mahamasaka ny nahandro, andry telo mahatanjaka ny trano. [2.415 #1717] Toko telo mahamasa-nahandro. [1.1] Toko telo mahamasa-nahandro, tady telo olana saro-tapahina. [2.558 #4161] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza olona na zavatra telo izay fototra ijoroan' ny asa na raharaha iray. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Il faut trois pierres pour bien cuire les aliments. [2.974 #416]
Trois pierres dressées font le foyer pour cuire les aliments, trois piliers dressés font la maison et sa force. [2.415 #1717] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Toutes les maisons et tous les foyers étaient construits de la même façon : par là tous les Malgaches se ressemblaient ; l'union fait la force. [2.415 #1717] | ||||||||||||||||||||
Proverb 8 | Sakaiza tiana Sakaiza tiana | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||