Entry marika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina
Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika
Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry
Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay
Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao?
Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [1.1]
Explanations in English A sign or mark
A plan or drawing
Arithmetic [1.7]
Explanations in French Signe ou marque [1.8]
Examples 
1Nisy marika hafa koa hitako. [2.472]
2Hampianariny marika tsara ireo zanany ireo mba tsy hovoambakan' ny sasany any aoriana any. [2.470]
Morphology 
Simple : marika, mariko, marikao, mariny, maritsika, marikay, marikareo, marik', mari-, mariky
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Origin French: marque.
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/14