Entry masaka (hasaka)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza voanjavatra efa tonga amin' ny fotoana ahazoana mihinana azy tsara: Amin' ny volana zanvie no masaka ny voaloboka
Mitovy hevitra: matoy
¶ Enti-milaza zavatra azo hanina rehefa nandrahoina: Antsoy izahay rehefa masaka ny vary
¶ Nodinihina sy noeritreretina tsara: Efa masaka ny hevitro; handeha aho, [Rajemisa 1985]
English definition well done, cooked ; ripe
¶ thought out and prepared [Hallanger 1973]
French definition bien cuit; mûr
¶ bien réfléchi et préparé [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
masaka
masaky
masak'
masa-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Día nandeha indray izy roa lahy, ka nahita voasarin' olona masaka miraviravy, dia nifanao antsangory izy haka. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
2Sasatra ireo mpanao raharaha miloloha hena an-koveta sy mitatitra vary masaka an-tsobika. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 87]
3Tsy laitran' ny nify mihitsy na manta na masaka. [Andraina: Mitaraina, page 126]
4ny fakana ny anjarany ihany no masaka an-tsainy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 118]
Quotes 

2019/03/29