Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : lavitry | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Hangidy, lavitry ny faty; ho mamy, tian’ ny vola. [2.415 #4130, 2.558 #1268, 2.653 #1025, 2.165] | ||||||||||||||||||||
French translation | Puisse la mort vous épargner et l' argent vous aimer! [2.165]
Puissiez-vous être amer pour éloigner la mort et doux pour attirer l' argent. [2.415 #4130] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Souhait de longue vie et de prospérité qu' on faisait aux bienfaiteurs. [2.415 #4130]
Souhait exprimé quelquefois par des mendiants à celui dont ils ont reçu des largesses. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Manana vary tsy ho tojo mosary, mahazoa vola ho lavitry ny henatra. [2.558 #1978] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Ny lavitry ny maso mahakelikely fitia fa | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Tsy miandry omby lavitra ny tanàna, tsy milalao lavitra ny vohitra. [2.653 #3503]
Tsy miandry omby lavitry ny tanàna, tsy milalao lavitry ny vohitra. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||