Entry vonona
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vita fiomanana hanao na hitsena zavatra izay mety ho tonga na ampoizina ho tonga: Vonon-kiady ny firenena
Voaomana, vita, voamboatra: Efa vonona ny sakafo [1.1]
Explanations in English Ready; available, at hand [1.7]
Explanations in French Prêt [1.3, 1.8]
 Préparé, complet, disposé [1.3]
 Disponible [1.8]
Examples 
1vonona ny zavatra rehetra (tout est préparé, prêt) [1.3]
2vonon-kandeha rahampitso izy (il est prêt' à partir demain) [1.3]
3vonon-ko tezitra izy (il est prêt à manifester sa colère) [1.3]
4vonon-ko aty izy (il est prêt à mourir, il est bien disposé à la mort) [1.3]
Morphology 
Simple : vonona, vonon', vonon-
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/23