| Entry | 1 vohitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Havoana
4 Tanàna kely: "Mijojo mipatraka ny oram-baventy ~ Mandena ny vohitra sy ny tanety" [1.1] |
| Explanations in English |
5 a hill
6 a village (formerly situated on a hill) [1.7] |
| Explanations in French |
7 élévation, colline
8 ville, village, hameau, maison avec enclos [1.3] 9 colline, montagne 10 village (situé sur la colline autrefois) [1.8] |
| Examples |
11 Tsy ela dia niakatra ilay vohitra misy azy rehetra.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 34 Geography: (in general) |
| All compound words | 35 134 combinations of that word |
| Proverbs | 36 Proverbs containing that word |
| Article | 37 Randzavola: vohitra ao amin' ny Baiboly (=> tanàna) |
| Illustrations |
|
| Anagrams | 39 hovitra, vohitra |
| Updated on 2025/12/08 |
|