Entry hahay
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
Explanations in English Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Explanations in French Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Scientific name Daubentonia madagascariensis
Vocabulary 
Synonyms aingitra
Hypernym gidro
Co-hyponyms ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Other spellings 
Tables and plates The Lemurs

Entry hahay (hay)
Part of speech future of active verb mahay
Examples 
1Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy! [2.356]
2Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [2.499]
3Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [2.528]

Anagrams 

Updated on 2023/03/19