Entry (1/2) | 1 babakoto |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: mammals |
Explanations in Malagasy |
4 karazana gidro fohy rambo, iray tarika amin'ny amboanala [1.1] |
Explanations in English |
5 the largest species of lemur which, when wounded, the natives say gets leaves, chews them, and puts them on the wound. It has a short tail with white markings. Lichanotus brevicaudatus. [1.2] 6 indri (Indri indri) [2.233] |
Explanations in French |
7 lémurien à courte queue (Indris brevicaudatus, Geoffroy Saint-Hillaire) [1.3] 8 nom d'une espèce de lémurien. [Tankarana] [1.19] 9 lémurien à courte queue (Indris brevicauda, Indrisidae) [1.5] |
Examples |
10 Ampianaro koa ny babakoto ao anaty alan' i Madagaskara [2.649#18] 11 Ragidro sy babakoto izany, hoy Itsima, fa tohizo ny tenin' ise [2.643#73] |
Synonyms | 12 amboanala#mg.n, endrina#mg.n |
Hyperonym |
|
Scientific name |
|
Tables and plates |
15 The Lemurs |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 17 babakoto |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 fanaratsiana, enti-milaza olona tsy misy saina, donendrina: mangina ilay babakoto itỳ. [1.1] |
Examples |
20 Ilay babakoto itỳ! (Espèce de vaurien!) [1.5] 21 Tsy mipepo amin' izany izahay, ry babakoto a! [1.262] |
Anagrams | 22 babakoto, taboboka |
Updated on 2024/08/12 |