Entry | 1 tsikadraha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#985] Zavamaneno kasohina izay toy izao: volotsangana misy tonony anankiray no alaina, ka hatreo amin' ny tonony mankany an-kavanana no asiana tetika manodidina ny vatany sahabo ho 5 milimetatra no elanelany; atao didy sompirana iny misy tetika iny mba hanatsara ny feony; tazonin' ny tanana havia izy, fa ny havanana kosa mitana ny fikasoka izay vita amin' ny silaka volotsangana ihany. Hita saika eran-tany ity karazan-javamaneno ity; "caracha" no anarany any Brezilina |
Explanations in French |
4 [1.13] instrument de musique |
Vocabulary |
5 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Illustrations |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |