Entry | 1 angorodao |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Music: instruments |
Explanations in Malagasy |
4 Zavamaneno iray tarika amin' ny harmonia, izany hoe tendrena, ka ny rivotra mivoaka amin' ny takela-by mifanao ambaratonga no mamoaka feo, saingy izy azo bataina ka entina mandehandeha: Mitendry angorodao [1.1] |
Examples |
5 Manomboka ny osika, velona ny angorodao. [2.436#] 6 Sodina sy angorodao no mozika ary jiron-tsolitany no fanazavana. [2.4#] |
Other spellings | 7 ankorodao |
Analogs | 8 taralila |
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Anagrams | 43 agorodano, angorodao |
Updated on 2024/10/30 |