Entry ambio
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-javamaneno roa vita amin'ny hazo mafy mikarantsana rahefa ampifampikapohana [1.13]
Explanations in French Instrument de musique constitué de deux bâtons en bois dur [1.13]
Vocabulary 
Hypernym zavamaneno
Co-hyponyms adabo, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo
Analogs  ambioka

Entry ambio
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (na ambeo): masomboly [1.1]
Explanations in French  [Tankarana] Graines de semence, semis, riz réservé pour la semence. [1.19]
Vocabulary 
Synonyms ambeo ~ ambeko ~ ambezo ~ ambioka ~ masomboly ~ tabiry

Anagrams 

Updated on 2023/03/19