|
|
|
|

Entry1  armonia
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Zavamaneno misy fitendrena tsindriana amin' ny rantsantanana izay mamoaka feo satria io fitendrena voatsindry io manokatra rindra izay ivoahan' ny rivotra avy amin' ny tafoforana tsindritsindriana amin' ny tongotra [1.1]
Examples  5  ny mpitendry armonia irery no tsy taitra. [2.470]
Hyperonym 

Anagrams  6  amarino, amirano, amorina, armonia, mairona, manoira, manoria, maorina, maroina, mianora, miraona, moraina, moriana, moriaña

Updated on 2023/03/19