|
|
|
|

Entry1  piano
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Music: instruments
Explanations in Malagasy  4  Zavamaneno misy fitendry toy ny arimonia, saingy tsy mba rivotra no mampaneno azy fa ny fikapohana ny fitendrena izay mifandray amin' ny tadim-peo mikarantsana tsirairay avy: Mitendry piano [1.1]
Examples  5  Somary manokana ny momba ilay mpitendry piano avy ao Manakambahiny avaratr' i Vohidiala. [2.472]
Hyperonym 

Anagrams  6  paino, piano

Updated on 2023/03/19