Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Toponymy
Plates and Tables
|
|
|
|
Entry
tafiotra
Part of speech
noun
Explanations in Malagasy
Rivotra mahery
[
1.1
]
Examples
1
Tafiotra
nateti-piavy no nampihofahofa ny ravin-kazo ary erika madinika no nifafy tsindraindray.
[
2.5
]
2
Raha sendra variana niandriaka iny izy ireo no injay nisy
tafiotra
mafy dia mafy namely azy ireo.
[
2.445
]
Vocabulary
Meteorology
Hyperonym
rivotra
Co-hyponyms
alapoie
,
ambarao
,
ampalo
,
ampela
,
animbaratra
,
anina
,
anindambo
,
anintafara
,
fandohotse
,
radraty
,
rambondanitra
,
raorao
,
rea
,
sikilaonina
,
sobe
,
tadio
,
tafiodrivotra
,
tsitoly
,
varatraza
,
variona
Anagrams
afotitra
,
fitataro
,
tafiotra
Updated on 2023/03/19