Entry | 1 mipotraka |
Root | 2 potraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony [1.1] |
Examples |
5 misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka. [2.69#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 10 mipotraka, mpirotaka, mpitoraka |
Updated on 2023/09/08 |