Entry (1/3) | 1 fiana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 mena vasobasoka [Taimoro]
[1.78] |
Explanations in English |
4 of a brownish red [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
5 brun. [Tankarana]
[1.19] |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (2/3) | 40 fiana |
Part of speech | 41 noun |
Vocabulary |
42 Zoology: fishes |
Explanations in Malagasy |
43 hazandrano [Tanosy]
[1.78] 44 Karazan-kazandrano maro [1.1] |
Explanations in English |
45 the name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
46 nom de plusieurs espèces de poissons [1.3#167] |
Examples |
47 Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any! [2.499] |
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Entry (3/3) | 50 fi~ana |
Part of speech | 51 circumfix |
Anagrams | 52 afina, anifa, fania, fiana, fi~ana, afina, anifa, fania, fiana, fi~ana |
Updated on 2024/10/30 |