Entry (1/2) | 1 vava |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery Fiandohana: Vava asa, vava alahamady Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny! Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy |
Explanations in English |
4 [1.7] the mouth |
Explanations in French |
5 [1.8, 1.196] bouche 6 [1.8] ouverture 7 [1.196] entrée 8 [1.13] bec, gueule, museau, mufle |
Vocabulary |
9 Biology |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 191 Basy Vava : www.basyvava.com () |
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 205 Proverbs containing the word vava |
Entry (2/2) | 206 vava |
Part of speech | 207 noun |
Explanations in Malagasy |
208 [1.78] [Bara, Sihanaka]
voady |
Updated on 2024/10/30 |