Entry | vavàna (vava) | ||||
Part of speech | passive verb | ||||
Explanations in Malagasy | Asiana vavany, asiana banga, loaka: Vavào ity ampiantany ity [1.1] | ||||
Morphology |
| ||||
Entry | vavàna (vava) | ||||
Part of speech | adjective | ||||
Explanations in Malagasy | Mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona; basivava, mipentsompentsom-bava: Mba vehivavy vavana izany! [1.1] | ||||
Explanations in English | Very talkative [1.7] | ||||
Explanations in French | Très bavard [1.8] | ||||
Synonyms | basivava | ||||
Updated on 2023/06/03 |