Entry | 1 voady |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irina: Manefa ny voady nataony Baba 4 Fianianana na fanomezan-toky eo imason' ny solontenan' ny Eglizy: Manao voadin' ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny relijiozy [1.1] |
Explanations in English |
5 a vow [1.7] |
Explanations in French |
6 voeu [1.3#842, 1.8] 7 offrande promised par voeu, ferme résolution [1.3#842] |
Examples |
8 Eny, tsaroako iny ary tsy ho hadinoiko mandra-pahafatiko, fa nitahiry ilay voady masina nataontsika. [2.499#19] 9 Ny saotra, hoy ianao teo, dia natomboka tamin' ny fanaovana voady any amin' ny mangingina any aloha; [2.245#137] |
Derivatives |
|
Analogs | 14 1.1=dina=teny nomena=orimbato=lokaloka=tsikafara |
Compound words |
|
Article |
20 Randzavola: voady ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2022/07/30 |