Entry takolaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ireo ilany roa amin' ny tarehy: Misy tandra kely eo amin' ny takolany havia
Ny fihodivirana miankavia na miankavanana
Ny tava sompiran' ny rindrina ikatonan' ny varavarana na ivohany. [1.1]
Explanations in English The cheek [1.2, 1.7]
Explanations in French La joue [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Holonym loha
Co-meronyms handrina, maso, molotra, orona, saoka, sofina, tarehy, tava, vava, volo, volomaso, volombava

Entry takolaka
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] In the provinces, the angle of a rampart or a street. [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/03/20