Entry |
handrina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko [1.1]
|
| [Betsimisaraka]
[ handriña ] handrina
[1.78]
|
Explanations in English | The forehead [1.7]
|
Explanations in French | Front [1.3]
|
| Le front [1.8]
|
Examples |
1 | Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana.
[2.817]
|
2 | mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany!
[2.470]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs |
Article |
|
Entry |
handrina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Menace, regard hardi ou irrité [1.3]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Compound words |
|
|