Entry tsarany > saraka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka
Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [1.1]
Explanations in English Separated [1.7]
Explanations in French Séparé [1.8]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry tsarany > saraka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Zanak'omby mbola minono [1.78]
 Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [1.1]

Anagrams 

Entry tsarany > sara
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] bikana [1.78]

Entry tsarany > sara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy [1.78]
 Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana
Vola nomena taloha ny mpanao fanafody
(ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana
Mitovy hevitra: haba ~ hofan-toerana ~ vidin-toerana [1.1]
Explanations in English The fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee [1.7]
Explanations in French Loyer pour usage; prix d'un billet de train [1.8]
 Rétribution payée à un mpimasy, le plus souvent en nature [1.196]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry tsarany > sara
Part of speech noun
Explanations in French Nom donné à des plantes employées par les empiriques ; auxquelles on attribue des vertus magiques ; ce sont surtout suivant les dialectes :
[Sakalava] Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Réf. Rakotovao, Réserves Naturelles 4563. Plante aquatique appliquée en emplâtres sur les foulures par les empiriques.
[Taisaka] Aponogeton sp. (Aponogetonaceae). Plante aquatique utilisée par ses parties feuillées. Tubercule comestible. [1.196]
Vocabulary 

Entry tsarany > Sarà
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Sarà [2.996]
 Sarah [2.996]
Explanations in French Sara [2.996]
Examples Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny Sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty. [1.38]
Vocabulary 
Synonyms Saraha
Biblical quotes 
Article 

Anagrams 

Entry tsarany > tsaratra
Part of speech noun
Explanations in French  [Bezanozano] (« qui ne blesse pas »). Tristellateia grandiflora Arènes (Malpighiaceae). Liane à jolies fleurs jaunes. [1.196]
Scientific name Tristellateia grandiflora
Vocabulary 

Anagrams 

Entry tsarany > tsara
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano
Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara
Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara
Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto
Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay!
Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy
Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara
Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [1.1]
Explanations in English Good; well [1.7]
Explanations in French Bon [1.3, 1.8]
 Qui a de bonnes qualités, beau [1.3]
 Bien [1.8]
Examples Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293]
Morphology 
Simple : tsara
Imperative : tsa
Derivatives 
Antonyms 
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs 

Entry tsarany > tsa
Part of speech imperative of adjective [full list]
Explanations in French Soyez bon [1.3]
Compound words 

Entry tsarany > tsara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. [1.1]
Explanations in French Jugement [1.3]
Derivatives 

Entry tsarany > tsara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] teny, resaka [1.78]
Derivatives 
Compound words 
Analogs  fototsara ~ marotsara

Entry tsarany > tsara
Part of speech noun
Explanations in French  [Bezanozano] (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Entry tsarany > sarana (sara)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Andoavana: Sarana ohatrinona ny lakanao hitondra anay erỳ ampita erỳ
(mpanao fanafody) Karamaina: Nosarako roapolo ilay mpanotra ny tanako folako [1.1]
Morphology 
Present : sarana, sarako, saranao, sarany, sarantsika, saranay, saranareo, saran', saran-, saram-, sara-
Past : nosarana, nosarako, nosaranao, nosarany, nosarantsika, nosaranay, nosaranareo, nosaran', nosaran-, nosaram-, nosara-
Future : hosarana, hosarako, hosaranao, hosarany, hosarantsika, hosaranay, hosaranareo, hosaran', hosaran-, hosaram-, hosara-
Imperative : sarao
Phytonyms 

Entry tsarany > sarana
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] (orthographié « saran » par Martin). Nom d'un champignon vénéneux de Diégo Suarez d'après l'Administration en chef Martin ; Journal Officiel de Madagascar, 15e année, n° 262 (16 Juin 1898), p. 1999 ; ( sarana est le participe de sara, c'est peut être un nom magique). [1.196]
Vocabulary 

Anagrams