Entry |
saraka
|
Part of speech | adjective
|
Malagasy definition | Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka ¶ Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [Rajemisa 1985]
|
English translation | separated [Hallanger 1973]
|
French translation | séparé [Hallanger 1974]
|
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
saraka
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Tanosy]
zanak'omby mbola minono [Rakotosaona 1975]
|
| Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [Rajemisa 1985]
|
|