Entry |
misaraka
(saraka)
|
Part of speech | active verb
|
Malagasy definition | Mihataka: Vonjeo simà fa mila hisaraka ireto vato roa amin' ny tamboho ireto ¶ Tsy miray na mikambana intsony, miendaka: Nisaraka tamin' ny vadiny Ravao ¶ Mivaky roa: Tamin' ny taonjato faha-16 no nisaraka ny Protestà sy ny Katolika.
[Rajemisa 1985]
|
English translation | to separate [Hallanger 1973]
|
French translation | se séparer [Hallanger 1974]
|
Morphology |
|
Compound words, titles, names |
|
Examples | Ary rahefa ho avy ny sambo misy ahy, dia mody misaraka vetivety. [Andriamalala: Ranomasina, page 67]
|
Quotes |
|