Entry sara
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] bikana [1.78]

Entry sara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy [1.78]
 Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana
Vola nomena taloha ny mpanao fanafody
(ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana
Mitovy hevitra: haba ~ hofan-toerana ~ vidin-toerana [1.1]
Explanations in English The fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee [1.7]
Explanations in French Loyer pour usage; prix d'un billet de train [1.8]
 Rétribution payée à un mpimasy, le plus souvent en nature [1.196]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry sara
Part of speech noun
Explanations in French Nom donné à des plantes employées par les empiriques ; auxquelles on attribue des vertus magiques ; ce sont surtout suivant les dialectes :
[Sakalava] Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Réf. Rakotovao, Réserves Naturelles 4563. Plante aquatique appliquée en emplâtres sur les foulures par les empiriques.
[Taisaka] Aponogeton sp. (Aponogetonaceae). Plante aquatique utilisée par ses parties feuillées. Tubercule comestible. [1.196]
Vocabulary 

Entry Sarà
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Sarà [2.996]
 Sarah [2.996]
Explanations in French Sara [2.996]
Examples Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny Sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty. [1.38]
Vocabulary 
Synonyms Saraha
Biblical quotes 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/06/17