Entry | resaka | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Malagasy definition | Teny ifanaovana: Araka ny resaka nifanaovantsika omaly, dia iny ny zanako haka ilay vola ¶ Teny ifanaovana momba ny zavatra anankiray voafaritra tsara: Resaka momba ny ady tany Vietnam no nandanian' izy ireo andro tao ¶ Teny ifamalian' ny mpifankatia momba izao sy izao: Saika tsy tapaka ny resakay raha tsy nanomboka naneno ny akoho [Rajemisa 1985] | ||||||||
English translation | conversation, talk [Hallanger 1973] | ||||||||
French translation | conversation; entretien [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||||||
causerie [Abinal 1888] | |||||||||
Derivations |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||
Examples |
| ||||||||
Quotes | Proverbs containing the word resaka | ||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |