Entry manasaraka (saraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamaritra ny fisarahana: Ity renirano ity no manasaraka ny Fivondronana anankiroa
¶ Mampihataka mba tsy hifamely intsony: Ny mpampianatra no nanasaraka ireo mpianatra roa lahy niady [Rajemisa 1985]
Explanations in French décomposer, désaccoupler [SLP 1986]
Morphology 
manasaraka
nanasaraka
hanasaraka
manasaraha

Updated on 2020/07/31