Entry voasaraka (saraka)
Part of speech past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French Qu’on a séparé [1.3]
Examples Manomboka hatreo, dia efa voasaraka ho antoko roa miavaka tsara ny Malagasy, dia ireo havanambanana sy tiam-Bazaha, ka nianatra tany amin'ny sekolim-bazaha sy ireo nijanona ho Malagasy satria tsy afa-nanoatra. [2.503]
Synonyms sinaraka

Updated on 2023/01/20