Entry sokajin-teny
Elementary words sokajy ; teny
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny ilazana ny karazan-teny fampiasa hanaovana fehezanteny.
Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
Maro amin' ireo sokajin-teny ireo indray no mitsinjara ho karazany vitsivitsy [1.1]
 Fandaharana ny teny ho iray karazana [1.13]
Explanations in French Classe distributionnelle [1.13]
Vocabulary 
Tables and plates all the adverbs
all the pronouns
all the prepositions
all the conjunctions
all the articles
all the interjections
all the particles

Updated on 2023/04/04