|
|
|
|

Entry1  izy
Part of speech  2  pronoun
Explanations in Malagasy  3  Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso
4  Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo [1.1]
Explanations in English  5  He, she, it. Isy, ia and i are used in the provinces. [Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.] [1.2]
6  he, she, it [1.7]
Explanations in French  7  Il, elle, lui, le, la [1.3]
8  Il, elle [1.5]
9  il, elle [1.8]
Explanations in Italian  10  egli; ella [1.18]
Compound words 
Titles 
Tables and plates  20  All the pronouns
21  All the pronouns

Updated on 2023/08/01